Publié le 30 Novembre 2012
Ry Andriamanitra Rainay ô, Ianao no miantso anay noho ny fitiavanao ary maniraka anay hitory Vaovao Mahafaly. Ankehitriny manentana anay handalina ny finoanay ny Fiangonana ary hikaroka ny fomba fitoriana amin'ny endrika vaovao, indrindra amin'izao fankalazana...