Publié le 31 Décembre 2015
Masera RASOANIRINA Hanitriniaina Aimée Francine dia hanao ny voady farany eny @ Paroasy Ambohimena Antsirabe ny Sabotsy 2 Janoary 2016. Miara-miombom-bavaka aminy sy ny fikambanana masina notre dame de Fatima ny fiangonana.