Tetiandro fanitsiana @ fampianarana malagasy

Publié le 22 Novembre 2013

Sabotsy 23 Nov. 2013 : Fivoriana sy fiofanana ho an'ny Mpampianatra Katesisy

Ora : 09:00 à 16:00

Toerana : Salle de réunion du Centre Paroissial de Faravohitra

Sabotsy 23 Nov. 2013 : Famerenana amin'ny lamesa @ teny frantsay ho an'ny ankizy mpianatra katesizy

Ora : 16h00 à 17h00

Toerana : Salle de réunion du Centre Paroissial de Faravohitra

Alahady 24 Nov. 2013 : Lamesa @ teny frantsay ho an'ny mpianatra katesizy ( hamaky ny tenin'Andriamanitra sy ny ranombavaka ireo ankizy ary hizara ny torinteny aorian'ny lamesa )

Ora : 08:30 à 09:30

Toerana : Paroasy Faravohitra

Sabotsy 30 Nov. 2013 : Famerenana @ lamesa fisokafana taom-pikatrohana sy tokim-panompoana ary dingana 1° @ batemy

Ora : 16:00 hatramin'ny 17:00

Toerana : Paroasy Faravohitra

Sabotsy 30 Nov. 2013 : Fivorian'ny mpampianatra katesizy @ teny malagasy

Ora : aorian'ny fampianarana

Toerana : Lycée Rafiringa

Alahady 01 Des. 2013 : Fivorian'ny Ray aman-drenin'ny mpianatra katesizy @ teny malagasy

Ora : aorian'ny lamesa @ 6:30 marina

Toerana : Foyer des Jeunes

Alahady 01 Des. 2013 : Fitsidihana ny Sanctuaire Victoire Rasoamanarivo ( 1° Vague )

Ora : 09:45 hatramin'ny 10:45

Ora hiaingana @ 09:45 : Lycée Rafiringa ( en bus )

Ora hatongavana 10:00 : Chapelle Victoire Rasoamanarivo au Cathédrale Catholique d'Andohalo

Ora hiverenana à 10h45 : Lycée Rafiringa ( en bus )

Torimarika : Ny fara-fisoratana anarana dia 24 Nov. 2013. Hisy andininy manaraka @ 2014.

Alahady 01 Des. 2013 : Lamesa fisokafana taom-pikatrohana sy tokim-panompoana ary dingana 1° @ batemy

Ora : 2:30 hatramin'ny 4:30 hariva

Toerana : Paroisse Faravohitra

Torimarika : Tsy maintsy manatrika daholo ny rehetra. Mitondra "Aube" ny mpampianatra

Alahady 08 Des. 2013 : Adoration

Ora : 2:30 hariva

Toerana : Paroasy Faravohitra

Torimarika : Masahana tsara ny fanomanana

Samedi 14 Déc. 2013 : Konfesy

Ora : 4:00 hatramin'ny 5:00 hariva

Lieu : Paroisse Faravohitra

Alahady 22 Des. 2013 : Recollection

Ora :

Lieu : Analamahitsy

Alarobia 25 Des. 2013 : Récital des enfants de la Paroisse Faravohitra ( 1 hatramin'ny 14 taona )

Ora : manomboka amin'ny 14h00

Toerana : Paroisse Faravohitra

Rédigé par Catéchisme francophone Faravohitra

Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article