Canonisation de Saint Jacques Berthieu

Publié le 30 Octobre 2012

 SaintJacquesBerthieu

 

 

Le premier Saint à Madagascar et dans l' Océan Indien.

Ci-dessous un extrait du journal SEFADA en version malgache :

 

Tontosa tamin’ny Alahady 21 Oktobra 2012 lasa teo ny Sorona Masina lehibe ho fananganana ho Olomasina an’i Mompera Jacques Berthieu. Lamesa izay notarihin’i Papa Benoit XVI tao amin’ny Kianja Md Piera Vatikana sy notarihin’ireo Eveka eto Madagasikara teny Ambiatibe, distrika Andriampamaky. Nosafidin’ny SEFADA ho olomasina mpiaro azy i Masindahy Jacques Berthieu.
Ireo daty tsara ho fantatra mikasika an’i Masindahy Jacques Berthieu :
27 Nôvambra 1838 : Andro nahaterahan’i Jacques BERTHIEU
Septambra 1853 : Niditra tao amin’ny Seminera zandriny tao Pléaux
26 Septambra 1975 : Niainga ( nandeha sambo ) ho misiônera aty Madagasikara niaraka tamin’i mompera Jalabert
14 Septambra 1894 : Vaky ny ady faharoa teo amin’i Frantsa sy i Madagasikara.
01 Oktôbra 1895 : Lasa zanatany frantsay i Madagasikara.
22 Nôvambra 1895 : Nanomboka ny hetsika fikomiana hanoherana ny frantsay
8 Jiona 1896 : Nankalaza ny Sorona Masina farany tao Ambohibemasoandro izay tanànan’ny protestanta.
8 Jiona 1896 : Nosamborin’ireo Menalamba i mompera Jacques Berthieu, nampijaliany ary novonoiny ho faty.
17 nôvambra 1965 : nasandratry ny Papa Paoly VI ho olontsambatra
21 Oktôbra 2012 : andro nanandratan’ny Fiangonana azy ho olomasina.

 

Voir l'album photo ici

Rédigé par coffar-catechisme

Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article