Récollection "Mpizara Kominio"

Publié le 4 Mars 2016

Ny récollection hoan'ny Mpizara Kominio dia ho tanterahina ny Alahady 25 Mars 2016 eny Cénacle Amparibe :

Toy izao ny fandaharam-potoana :

- 9ora : Fifidianana ny Birao iarahana amin'ny JEP

- Tapany maraina : Récollection

- Antoandro : Fiarahana misakafo

- Tapany hariva : Dinika sy Sorona Masina

Rédigé par Mpizara Kominio Faravohitra

Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article